- Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Mikorapaka ny mpitondra Misy ministra mitady hitsoaka sahady
Araka ny resaka nandeha sy nifamezivezy teto an-drenivohitra dia efa maro amin’ireo tompon’andraikitra ambony ao amin’ny FAT no sahiran-tsaina amin’ny zava-mitranga nanomboka tamin’ny alarobia 17 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohiny
