• Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Didier Ratsiraka Mihemotra ny fahatongavany

Tsy resabe fa tena marina sy mitombina ny fahatongavan’ny filoha Didier Ratsiraka an-tanindrazana. Nanamafy izany ireo komity mpanomana ny fahatongavany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Fikambanan’ny Ben’ny tanàna “Hatramin’ny sabotsy izao no faran’ny FAT”

Tsy misy heviny sady toy ny tsy nisy ny fitsapan-kevi-bahoaka notontsosain’ny FAT ny alarobia 17 novambra teo raha ny fanambaran’ny AMA na ny Fikambanan’ny Ben’ny tanàna eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Manandafy Rakotonirina “Avelao ny olona hiteny !”

Iray amin’ireo mpitarika eo anivon’ny ny ankolafy Ravalomanana i Manandafy Rakotonirina, izay filoha nasionalin’ny antoko MFM. Tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana ny tenany, hizara ny fahitany ny raharaham-pirenena ankehitriny izay mihazakazaka tokoa, indrindra eo ny zava-misy eo anivon’ny tafika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Vahiny mpanara-maso ny fitsapan-kevi-bahoaka Handresy lahatra ny fianakaviambe iraisam-pirenena

Nanao tatitra izay zavatra hitany nandritra ny fitsapan-kevi-bahoaka notontosaina teto amintsika ireo mpanara-maso vahiny telo mirahalahy nahitana mpisolovava anglisy iray Page Henti sy ireo solombavambahoaka frantsay isany Yves Censi sy Jean Francois Mansel.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Fetison, Zafilahy, pastera Edouard Nafindra an-tsokosoko ao Ankazondrano Fianarantsoa

Antanimora, Ambatolampy ary izao dia i Fianarantsoa indray no toerana itazonana am-ponja an’Atoa isany Fetison Rakoto Andrianirina, Zafilahy Stanislas ary ny pastera Edouard Tsarahame.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Novambra 2010
Politique.Manoela – Ankolafy Telo «Efa ela no niandrasana ny fijoroan’ny foloalindahy»

Anisan’ireo mpitarika mafana fo eo anivon’ny Ankolafy Telo, i Manoela, ary efa niharan’ny fanaparam-pahefan’ny FAT ka naiditra am-ponja noho ny antony tsy dia maharesy lahatra firy raha ny lafiny lalàna no jerena.

Hamaky ny tohiny
FTT