- Talata 23 Novambra 2010
Politique.Pr Ranjeva Raymond Voatana eny Fiadanana ny zanany vavy, izy hohadihadiana anio
Nosavaina ny tranony eny Ambaranjana ny harivan’ny alahady 21 novambra, tokony ho tamin’ny enina ora sy sasany teo.
Hamaky ny tohinyNosavaina ny tranony eny Ambaranjana ny harivan’ny alahady 21 novambra, tokony ho tamin’ny enina ora sy sasany teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hatramin’izao dia mbola betsaka ireo fanontaniana tsy ahitam-baliny manodidina ny raharaha BANI Ivato. Mila mangarahara ny zava-nitranga sy niseho. Fianakavian’ny iray amin’ireo manamboninahitra no nijoro vavolombelona momba izay niseho sy tao ambadik’ireny hetsika ireny.
Hamaky ny tohinyOmaly no niakatra fampanoavana Ralaiseheno Guy Maxime, filohan’ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna eto Madagasikara (AMM) izay voasambotra nandritra ny hetsika notarihany tetsy Analakely ny sabotsy 20 novambra lasa teo.
Hamaky ny tohinyManoloana ireny zava-nitranga ny sabotsy lasa teo ireny izay nialan’ny saron-tavan’ny FAT, dia tsy vitsy ireo mametra-panontaniana ny amin’izay mety hoavin’ny hetsiky ny Ankolafy Telo amin’ny famerenana ny ara-dalana eto amin’ity firenena ity.
Hamaky ny tohiny