- Alarobia 24 Novambra 2010
Politique.Antananarivo Renivohitra Augustin Andriamananoro no ho PDS ?
Mihazakazaka ny toe-draharaha taorian’ny nahavitan’ny fitsapan-kevi-bahoaka ny 17 novambra iny.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka ny toe-draharaha taorian’ny nahavitan’ny fitsapan-kevi-bahoaka ny 17 novambra iny.
Hamaky ny tohinyManafosafo ny 70% ny taham-pifidianana tany amin’ny Faritra Androy raha ny tatitra vonjimaika nataon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana mikasika ny fitsapan-kevi-bahoaka natao ny alarobia 17 novambra 2010.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy nifidy teny havoaka mihitsy ny jly Rakotoarimasy Lucien teny amin’ny biraony Ampahibe omaly raha nitafa tamin’ny mpanao gazety.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Vita iny ny fitsapan-kevi-bahoaka. Inona indray ny manaraka ? Ny fankatoavana iraisam-pirenena no andrandrain’ny mpitondra ny Fahefana Avon’ny Tetezamita. Sanatria anie izany hoy kosa ny Ankolafy Telo.
Hamaky ny tohiny