• Alarobia 24 Novambra 2010
Politique.Pr Raymond Ranjeva Navotsotra izy sy ny zanany vavy

Nitohy omaly ary tapitra omaly ihany ny fanadihadiana an’i Riana Ranjeva, zanaka vavin’ny Pr Raymond Ranjeva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2010
Politique.Fetison, Zafilahy, Pastera Edouard Tratry ny “kidnapping”

Kivy indray ny olona marobe ary miahiahy ny amin’ny ain’i Fetison Andrianirina. Vao maraina dia efa tomefy olona ny Fitsarana. Olona izay liam-baovao, voalohany aloha ny amin’izay mety ho fandehan’ny fitsarana ary ny faharoa kosa, dia ny mba hahafantarana raha mbola velon’aina i Fetison Andrianirina, Zafilahy Stanislas ary Pastera Edouard.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2010
Politique.Raiamandreny Mijoro Mampiahiahy ilay volabe tany amin’ny Jly Rakotonandrasana

Fikambanan’ireo nitonon-tena ho ‘raiamandreny, olon-kendry’ ilay fikambanana antsoina hoe “raiamandreny mijoro izay niforona tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny volana mey tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2010
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Tsy afa-miala i Madagasikara

Mbola maro amin’ireo manampahefana ao anatin’izao fitondrana tetezamita izao sy ireo mpanao politika manohana azy ary ny olon-tsotra resy mankato ny fitantanan’i Andry Rajoelina no resy lahatra fa tsy mila izany fankatoavan’ny sehatra iraisam-pirenena izany ny fampandehanana ny fiainana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Novambra 2010
Politique.Ahiana hafana indray anio Hotsaraina etsy Anosy i Fetison sy ny tariny

Anio no hatolotra ny Fitsarana etsy Anosy i Fetison Rakoto Andrianiaina, Zafilahy Stanislas ary ny Pastera Edouard.

Hamaky ny tohiny
FTT