- Alakamisy 25 Novambra 2010
Politique.Edgard Razafindravahy Efa manomana ny fifidianana Ben’ny tanàna
Manova fomba fiasa ny PDS-n’Antananarivo, Edgard Razafindravahy. Manomboka izao dia hidina ifotony eny anivon’ny Fokontany hifampitafa mivantana amin’ny vahoaka momba ny fahoriany sy ny faniriany ny tenany miaraka amin’ireo mpiara-miasa aminy.
Hamaky ny tohiny
