• Zoma 26 Novambra 2010
Politique.Fandaniam-bolam-panjakana Tsy nanaraka fombafomba ny ankamaroany

Nanodidina ny roa miliara dolara ny vola vahiny navelan’ny fitondrana Ravalomanana tany amin’ny volana martsa-aprily 2009. Ankehitriny, araka ny fanadihadiana dia tsy ampy 200 tapitrisa dolara intsony izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2010
Politique.Taorian’ny raharaha BANI Dom-bera tao Ambohitsorohitra

Taorian’ny fiantsoana mpanao gazety nataon’ny ministry ny Foloalindahy sy ireo namany teny Ampahibe ny talata 23 novambra teo dia nihazo avy hatrany ny lapan’Ambohitsorohitra izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2010
Politique.Raharaha BANI Ny zava-miafiny

Maro ny fanotaniana tsy mbola nahitam-baliny mazava mikasika ny raharaha BANI izay niafara tamin’ny fisamborana ireo manamboninahitra miisa 16 nitoby tao ny tolakandron’ny sabotsy 20 novambra 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2010
Politique.Talen’ny fampielezan-kevitra ENY Ny TSIA no nandresy tao an-tanànany

Tao Ambodimanga Jese, Kaominina ambanivohitra any amin’ny distrikan’Amparafaravola no nitrangan’ity seho ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2010
Politique.Ankolafy Telo Maka bahana

Na dia nogiazana aza ny kianjan’ny Magro, roa izao no efa nakaton’ny FAT tamin’ity taona 2010 ity dia ny eny Ankorondrano sy Behoririka dia mahita toerana hifampizarana vaovao sy hifanentana mandrakariva ireo mpanara-dia ny ankolafy Telo.

Hamaky ny tohiny
FTT