- Zoma 26 Novambra 2010
Politique.Edgar sy Hajo Ady vaky ambatolampy
Hamaky ny tohiny
Omaly no tokony ho nofotorana teny amin’ny zandary Ankadilalana ny Kaomandà Roger Luc.
Hamaky ny tohinyAo Ambatolampy indray izy telo ireo hatry ny omaly. Ny 11 novambra raha tsiahivina no nanomboka fitanana am-ponja vonjimaika ireo mpitarika telo mirahalahy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana sy Zafy Albert dia i Fetison Rakoto Andrianirina, Zafilahy Stanislas ary Edouard Tsarahame.
Hamaky ny tohinyRantsana iray eo anivon’ny antoko MFM tarihin’i Manandafy Rakotonirina ary ao anatin’ny ankolafy Ravalomanana ny MFM Analamanga. Manana ny ambarany sy ny fahitany ny fivoaran’ny toedraharaha, indrindra tato anatin’ny herinandro ny MFM Analamanga, soloan’i William Randriamahaleo tena, tafaresaka tamin’ny gazety Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohinyNomelohan’ny fitsarana tamin’ny fiampangana azy ny Ben’ny tanànan’Ankaraobato sady filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny tanàna manerana ny nosy (AMM), Ralaiseheno Guy Maxime.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny