• Alakamisy 02 Desambra 2010
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro Tia seza fa tsy tia tanindrazana ?

Ho an-dRaharinaivo Andrianatoandro filohan’ny Kongresin’ny tetezamita dia tsy ara-dalàna sady tsy manan-kery ny fanapahan-kevitry ny filohan’ny antoko Tiako i Madagasikara hanala sy hanolo ireo tompon’andraikitra maro samihafa teo anivon’ity antoko ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Desambra 2010
Politique.Zon’olombelona sy fahalalahana maneho hevitra Manahy mafy ny Amerikanina

Manoloana ny famoretana politika sy ny fitontongan’ny tontolon’ny zo maha olom-pirenena sy zo politika eto amintsika ary dia nohamafisin’ny tatitra 2010 avy amin’ny Liberty House ihany koa fa dia nitontongana izay tsy izy ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety sy ireo haino aman-jery ary gazety eto Madagasikara ka velom-panahiana ry zareo amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2010
Politique.Alaotra Mangoro Hiverina an-kianja indray ny mpanohitra

Raha asa mangina hatrany no nataon’ny mpanohitra izao fitondrana FAT izao any amin’iny faritra Alaotra Mangoro iny teo aloha teo, dia fantatra izao fa hiverina an-kianja indray izy ireo haneho ny heriny manoloana ireo tsy rariny mitranga eto amin’ny firenentsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2010
Politique.Mpanao famotorana Tsy te hijabaka amin’ny Pr Zafy Albert

Mikatso amin’izao fotoana izao ny famotorana mikasika ilay raharaha BANI teny Ivato. Araka ny loharanom-baovao dia manahirana ny zandary ity raharaha ity noho izy mahakasika ny filoha teo aloha Zafy Albert sy ny praiministry ny FAT, Monja Roindefo.

Hamaky ny tohiny
FTT