- Alakamisy 02 Desambra 2010
Politique.Fanendrena Praiministra Ny fifanarahan’Ivato sa ny lalàmpanorenana no harahina ?
Any amin’ny fananganana ny governemanta iraisana indray no ezahin’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT) isarihana ny sain’ny Malagasy, mba tsy dia hifantoka loatra amin’ny resaka fahasahiranana na koa ny tsy fandriampahalemana ireto farany.
Hamaky ny tohiny
