• Alarobia 01 Desambra 2010
Politique.Fitsarana an’i Riana Ny anaran-dRanjeva mihitsy no nenjehina

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mahakasika an’i Riana Ratsialovanina, ilay zanaka vavin’ny Pr Ranjeva Raymond.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2010
Politique.Akon’ny “Villa Elisabeth” Hihaona eto Antananarivo ireo lehibena ankolafy

Anisan’ireo nanana solontena nihaona tamin’ireo delegasion’ny SADC mandalo eto amintsika ny Ankolafy Telo, ao anatin’izany ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2010
Politique.Komity mpanohana ny TSIA Hanatontosa zaikabe eto Iarivo

Namoaka ny voka-pifidianana feno na dia mbola vonjimaika ihany aza ny vaomieram-pirenena mahaleo tena momba ny fifidianana na CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2010
Politique.SECES - FAT Mihenjan-droa ny tady

Nihaona tamin’ny vaomieran’ny fampianarana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita na CST omaly ny SECES na ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka, nanazavan’ireto farany ny antonanton’ny fitakiany sy ny fanatsarana tokony hatao amin’ny tontolon’ny fampianarana ambaratonga ambony amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
FTT