• Talata 30 Novambra 2010
Politique.Mpihantsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2010
Politique.Sekretera jeneralin’ny TIM Nosoloina an’i Mamy Rakotoarivelo i Ivohasina Razafimahefa

Manomboka izao dia i Mamy Rakotoarivelo no Sekretera jeneralin’ny antoko Tiako I Madagasikara. Izay no fanendrena vaovao eo anivon’ity antokon’ny filoha Marc Ravalomanana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2010
Politique.Tabera Randriamanantsoa Mbola ilaina ve ny ministeran’ny raharaham-bahiny ?

Ny fisian’ny fankatoavana iraisam-pirenena no nahafahana nanamboatra ireo foto-drafitrasa isan-tokony teto amintsika, hoy i Tabera Randriamanantsoa raha nampatsiahy ny amin’ny maha zava-dehibe izany fankatoavana iraisam-pirenena izany ny tenany omaly nanoloana ireo mpiara-dia amin’ny Ankolafy Telo tetsy amin’ny tokontanin’ny Villa Elisabeth.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2010
Politique.Fianakaviana Ranjeva Raymond Manao ranolava ny fanamelohana ny setrasetra atao aminy

Raha tsy misy fiovana amin’ny ora farany dia hotsaraina amin’ity anio ity ny zanakavavin’ny profesora Raymond Ranjeva, Rtoa Riana Ratsisalovanina izay voatazona vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora, noho ny ambara fa faniratsirana mpitandro ny filaminana nandritra ny fisavana ny trano fonenan’izy ireo, mifandraika amin’ilay raharaha BANI.

Hamaky ny tohiny
FTT