• Zoma 03 Desambra 2010
Politique.Ho eny Tsimbazaza ny Ankolafy Telo Ahiana hafana indray ny tanàna anio

Mety hafanafana indray eto an-drenivohitra amin’ity anio ity. Araka ny fantatra manko, dia tsy tratra tao amin’ny biraony ny Prefet hatry ny omaly kanefa nangataka fihaonana taminy ny solontenan’ny Ankolafy Telo, miandry ny valin’ny fangatahana fahazoan-dalana hamory olona an-kalamanjana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Desambra 2010
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina Tsy mangina na any am-ponja aza

“Sarotra ny lalana diavin’ny firenena ankehitriny. Dia ho sanatria ho tapi-dalan-kaleha ve isika ? Antsika ity firenena ity. Isika rehetra mitady vahaolana hivoahana amin’izao lalan-tsarotra izao dia samy tompon’andraikitra, koa aoka hampiseho toe-po mendrika ny fitiavan-tanindrazana”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Desambra 2010
Politique.Tontolo politika Malefaka ny mpanohitra, manao izay tiany ny FAT ?

Hiroso ihany ve sa hiverin-dalana ny fitondrana tetezamita ? Io izao no manitikitika ny sain’ny maro. Hita ho mihazakazaka mantsy ny toe-draharaha politika eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Desambra 2010
Politique.Pierre Raharijaona Manao pi-maso amin’ny AREMA

Tsy misy Arema roa karazana izany fa iray ihany ny antoko, saingy noho ny tsy fahamatoran’ny paikady politika nampiasaina ka tsy nahitana fahombiazana firy no nahatonga anay hanangana ny Arema Matotra, araka ny fanambaran’Atoa Pierre Raharijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Desambra 2010
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro Mila fitoniana ny famahana ny krizy

Efa milamina ny toe-draharaha eny amin’ny Kongresin’ny tetezamita (CT) taorian’ilay fikasana hanongana ny filohany Raharinaivo Andrianatoandro, ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Desambra 2010
Politique.Fikambanana TANDEM Praiministra sivily no ilaina

Ho an’ny TANDEM na Mandan’ny Tanora ho an’ny Demokrasia dia tokony hotanterahana avokoa izay rehetra nifanekena tamin’ilay fifanarahana politika nosoniavina teny Ivato.

Hamaky ny tohiny
FTT