• Alakamisy 09 Desambra 2010
Politique.Antsiranana Mijanona ho dokambarotra sisa ireo fampanantenan’i Andry Rajoelina

Ireo takelaby sisa manambara fa nampanantena hanatanteraka an’izatsy na izaroa ao Antsiranana i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, fa raha ny vahoaka no anontaniana an’io dia romotra avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Desambra 2010
Politique.Raiamandreny Mijoro Lasitra iray amin’ny FAT

Niandry ny fivoahan’ny valin’ny fitsapan-kevi-bahoaka vao naneho hevitra indray ny Raiamandreny Mijoro sy ny Finona izay mpikarakara ny fikaonandoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Desambra 2010
Politique.Radanoara Julien Ilaina ny fifanarahana politika eken’ny ankolafy rehetra

Aorian’ny fifidianana filoham-pirenena vao mety ho avy ny fankatoavana iraisam-pirenena, hoy Atoa Radanoara Julien izay manampahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Desambra 2010
Politique.Nahazo ny kianjan’Alarobia ny Ankolafy Telo Raikitra izany

Taorian’ny nampidirana am-ponja an’Atoa isany Fetison Rakoto Andrianirina, Zafilahy Stanislas ary ny pastera Tsarahame Edouard, isan’ireo mpitarika tao amin’ny Ankolafy Telo dia toa nangingina ny hetsiky ny mpomba ireo filoha teo aloha satria nogiazan’ny mpitandro ny filaminana ny kianjan’ny Magro Behoririka ary norahonana hosamborina avokoa izay manohitra ny FAT nandritra ireny vanimpotoan’ny fitsapan-kevi-bahoaka ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Desambra 2010
Politique.Kolonely Charles Niala tamin’ny fahanginany

Ny sabotsy 20 novambra lasa teo no nisamboran’ny mpitandro ny filaminana ireo manamboninahitra nivondrona tao amin’ny Komity miaramila ho an’ny fanavotam-pirenena na ny CMSP, teny amin’ny BANI Ivato.

Hamaky ny tohiny
FTT