- Talata 07 Desambra 2010
Politique.Atsy Afrika Atsimo Hihaona amin’i Dada ny filoha Sarkozy ?
Hitsidika atsy Afrika Atsimo ny filoha frantsay Nicolas Sarkozy ato ho ato. Fitsidihana manokana io araka ny loharanom-baovao. Na izany aza dia zavatra roa loha no mby ao an-tsaina eo anatrehan’io.
Hamaky ny tohiny
