- Alarobia 08 Desambra 2010
Politique.Fanomezan-dalana hamory vahoaka Tsy te ho tratra farany ingahy Préfet
Nanamafy ny praiministry ny FAT, Camille Vital, taorian’ny namoahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny valim-pifidianana fitsapan-kevi-bahoaka ny alatsinainy teo fa mihantona avokoa ny fanomezan-dalana famoriam-bahoaka satria ilana filaminana ny firosoana amin’ny Repoblika faha-4.
Hamaky ny tohiny
