Politique

Famotsoran-keloka Saikitra totohondry teny Tsimbazaza omaly


  • Alakamisy 09 Desambra 2010


Hifana an-dromoromo anefa izany rah any zava-nisy teny Tsimbazaza omaly. Tao amin’ny asam-baomiera dia efa savoritaka ny fandinihana ny famotsoran-keloka. Nifandroritana ny hoe faobe sa voafantina ? Nidrikina ny TGV fa voafantina no hatao ary mijaona hatreo amin’ny 2008. Ny maro an’isa anefa mitaky ny hanitarana izany hatramin’ny taona 2009 sy 2010. Saika nifandray vozon’akanjo no niafarany, ary dia rava ny fihaonana. Miandry fivoriana manaraka araka izany ny fandinihana ity famotsoran-keloka ity, izay tafiditra ho isan’ny fepetra hampisy fitoniana eto. Na izany aza dia isan’ny nankatoavin’ny fivoriana nitambarambe teny Tsimbazaza omaly tolakandro ny hanavaozana ny firafitry ny CENI, sy ny hamerenana ny fanisam-bahoaka handrafetana lisi-pifidianana azo antoka. Toy izany koa ny sata mifehy ny antoko mpanohitra, ny lalam-pifidianana, ny lalana mifehy ny serasera, ny fandinihana indray ny sata ankapobe mifehy ny mpiasam-panjakana …

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT