- Alakamisy 09 Desambra 2010
Politique.Fanomezana alalana Nanaraka ho azy ny ministeran’ny atitany
Resa-be hatrany ny momba ny fanomezan-dalana ny Ankolafy Telo mba hanao fanehoan-kevitra ankalamanjana.
Hamaky ny tohinyResa-be hatrany ny momba ny fanomezan-dalana ny Ankolafy Telo mba hanao fanehoan-kevitra ankalamanjana.
Hamaky ny tohinyNandefa taratasy ary novakian’i Yves Aimé Rakotoarison nandritra ny hetsiky ny Ankolafy Telo tao amin’ny kianja monisipaly Alarobia, omaly, i Fetison Rakoto Andrianirina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mahalana no ahitana an’i Manoro Régis mandray anjara fitenenana amin’ny hetsika ankalamanjana ataon’ny Ankolafy Telo. Niseho izy omaly, ary toa nandrasany mihitsy ny hetsika teny Alarobia nanaovany vaky bantsilana ny fihetsiky ny ambasadaoro frantsay miasa sy monina eto Madagasikara, Jean-Marc Châtaignier.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny andron’ny alarobia 08 desambra ny hetsika ankalamanjana ataon’ny Ankolafy Telo tao amin’ny kianja monisipaly Alarobia.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana ny Vondrona Parlemantera mivondrona ao anatin’ny Ankolafy Ravalomanana nandritra ny hetsiky ny Ankolafy Telo teo amin’ny kianjan’Alarobia ny alarobia 08 desambra ka tamin’izay no nanambaran’izy ireo ampahibemaso ho toy ny tsy misy ny fitsapan-kevi-bahoaka izay efa nolaviny hatramin’ny voalohany.
Hamaky ny tohiny