• Alatsinainy 13 Desambra 2010
Politique.Fetiben’ny FAT Mpitandro ny filaminana no nameno ny kianja

Olona efa ho efapolo no voasambotra nandritry ny fetiben’ny FAT tao Mahamasina. Ny sasany sarona nanendaka, ny sasany tratra nifoka rongony, ny sasany tratra nangalatra telefaonina ary ny sasany kosa nolazaina fa saika hanakorontana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Politique.Nangorompotsy tao Tanjombato Hafa ihany i “Dada”

12 desambra 2010 : Ambohipihaonana ho an’ny Antoko Tiako i Madagasikara tao amin’ny Magro Tanjombato. Tsy nisy dokambarotra totoafo, na artista malaza, na koa anjomara nanakoako nentina nitaomana olona fa dia nangorompotsy ity kianja ity omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Politique.Rasamimaka Mahefalahy “Tsy misy aminay izany Repoblika faha-4 izany !”

Samy nanana ny heviny ny olona sy ny mpanao politika mikasika ity resaka Repoblika faha-4 nankalazaina be ny sabotsy 11 desambra lasa teo ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Desambra 2010
Politique.Andriano Giscard Hanaporofo fa lanim-bahoaka izy

Hamita sy hanatanteraka ireo fampanantenana nataoko ho an’ny vahoakan’i Manakara tamin’ny nirotsahako hofidiana Ben’ny tanàna ny 12 desambra 2007 no mbola hirotsahako indray, hoy i Andriano Giscard.

Hamaky ny tohiny
FTT