Politique

Lalatiana Ravolomanana Miantso an’i Monja hifanome tanana


  • Alakamisy 09 Desambra 2010


Niantso manokana an’i Monja Roindefo hifanome tanana amin’ny Ankolafy Telo Rtoa Lalatiana Ravololomanana, nandritra ny hetsiky ny Ankolafy Telo tao amin’ny Kianjan’Alarobia omaly. Aleo isika hivelatra, hoy izy. Mahitsy fitenenana izay ity filohan’ny Manda ho an’ny Firaisampirenena ity. Nohitsiany omaly fa “mampiady ny fiarahamonina tanteraka i Andry Rajoelina. Ny sehatra rehetra no mikorontana fa fandrebirebena fotsiny ny Repoblika faha-4”. Teo am-pamaranana moa dia niantso ny hery velona rehetra, sy ny antoko politika ary ireo tia tanindrazana rehetra nanohitra izao fitondrana tarihin’i Andry Rajoelina izao hivondrona. 

Nangonin’i Jean D.
 
Sary : Lalatiana Ravololomanana, filohan’ny “Manda ho an’ny Firaisampirenena”

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT