• Alarobia 15 Desambra 2010
Politique.Mamy Rakotoarivelo «Rahonana hogadraina foana isaky ny avy maneho hevitra»

Naharitra adim-pamantaranandro telo ny fihainoana ireo mpitaritolon’ny Ankolafy Telo dia i Mamy Rakotoarivelo, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana sady Sekretera jeneralin’ny antoko Tiako i Madagasikara sy Lalatiana Ravolomanana, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert sady filohan’ny antoko Manda ho an’ny Firaisam-pirenena izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2010
Politique.PDS Guy Rivo Randrianarisoa Nataon-dRajoelina tsy hita tabilao

Misokatra ho an’ny besinimaro ankehitriny ny Lapan’ny Tanàna vaovao etsy Analakely, ny tena marina dia ireo fampirantiana sary sy ny tantaran’ny tanànan’Antananarivo no tena azo tsidihana ao, ankoatra ny fijerena ny trano vaovao, saingy tsy azo atao kosa ny miditra any anatin’ireo birao maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2010
Politique.Repoblika faha-4 Tsy misy mpahalala, tsy misy mpiraharaha

Dimy andro lasa izay no nambara tamin’ny fomba ofisialy ny fijoroan’ny Repoblika faha-4.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2010
Politique.Imerintsiatosika Hametraka PDS ny FAT, tsy manaiky ny vahoaka

Efa ho herinandro teo izao no nandeha ny feo fa dia ho avy hametraka delegasiona manokana hitantana ny Kaominina Imerintsiatosika, distrika Arivonimamo ny Fahefana Avon’ny Tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2010
Politique.Legalista Antsirabe Nankalaza ny 12 desambra

Lanonam-be no nentin’ny Legalista tao Vakinankaratra nankalazana ny tsingerintaona faha-61-n’ny Filoha Marc Ravalomanana ny sabotsy 11 Desambra teo ka tao amin’ny Kianjan’ny Magro Avaratsena ihany no nifamotoana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT