• Talata 14 Desambra 2010
Politique.Andry Rajoelina Mangala-tahaka ny MAP

Tsy dia nisy zava-baovao firy raha ny tena marina ny zavatra nambaran’i Andry Rajoelina, fa raha dinihana lalina dia fandaharan’asa efa voasoratra ao amin’ilay MAP na Madagasikara Am-Perinasa narafitr’i Marc Ravalomanana, ary nampahafantarina ny vahoaka voalohany tamin’ny 12 novambra 2006.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2010
Politique.Manoela Nahoana no hodiana fanina ny RNM ?

Lanonana kitoatoa nametrahana Repoblika faha-4 kitoatoa ireny tamin’ny sabotsy 11 desambra natao teto Antananarivo ireny, araka ny filazan’i Manoela avy ao amin’ny ankolafy Ravalomanana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2010
Politique.Maitre Avoko Hilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena

Araka ny fantatra dia nisafidy ny hangina mihitsy taorian’ny fitsapan-kevi-bahoaka ny Maître Avoko Rakotoarijaona, izay anisan’ny tao anatin’ny Komity manohana ny Tsia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Politique.Nailika i Vital Nandriandrianina i Andry Rajoelina

Sabotsy 11 desambra misandratrandro, nambara tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny didy mampanan-kery ny lalàmpanorenana vaovao hitondrana an’i Madagasikara rehefa avy nosoniavin’i Andry Rajoelina ary nasian’i Christine Razanamahasoa tombokasem-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2010
Politique.Ankolafy Ravalomanana Toliara Nanampy ireo voafonja noho ny raharaha Soatalily

Tsy navelan’ny Ankolafy Ravalomanana sy ny Tiako i Madagasikara handalo fotsiny ny andron’ny 12 desambra 2010, fa niara-nahatsiaro manokana ny tsingerintaona faha-61 nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana, mpanorina ny antoko rahateo, izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT