• Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Ratsiraka sy Ravalomanana Manin-te hody saingy …

Rehefa tena natao ny fandinihana lalina ny toe-draharaha politika eto amintsika amin’izao fotoana dia mety ho elaela mihitsy vao hiverina indray eto an-tanindrazana Atoa isany Didier Ratsiraka sy Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Politique.Alain Andriamiseza Niverina tao an-tranon’i Dada

Niseho vahoaka teny amin’ny kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo ny sabotsy 21 martsa 2009, fa hoe hamerina ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Politique.Ex-CSR-AN Manao pi-maso amin’ny FAT

Nijoro ho fikambanana ara-dalàna, fehezin’ny didy hitsivolana 60-133 ity vondrom-pikambanana ity manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Politique.Magro Behoririka Mitohy, hitohy ny tolona…

«Raha mahasoa ny vahoaka ny dinika dia hilamina ka tsy hisy intsony ny hetsika Magro ; raha toa kosa anefa ka ny mifanohitra amin’izany dia tsy maintsy hitohy ny Magro». Ny solombavambahoaka Rodin Rakotomanjato no niteny izany tetsy amin’ny kianjan’ny Magro omaly nanoloana ireo mpiara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Politique.Mifanatona ny ankolafy 4 Hivaha amin’izay ny krizy ?

Ao anatin’ny fandinihana ny dingana manaraka tsy maintsy hodiavina amin’izao fotoana ireo ankolafy politika maro samihafa, ary ny manomboka mampitovy hevitra azy rehetra dia ny hoe tsy mety intsony raha mbola hitarazoka ao anatin’ny fifanandrinana ny eto amin’io taona ho avy io fa tsy maintsy hita amin’izay ny marimaritra iraisana mba hampilamina ny fitantanana ny tetezamita sy ny fiampitana tanteraka any amin’ny Repoblika faha IV.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2010
Politique.Andry Rajoelina Tsy matoky ireo manamboninahitra nanampy azy

Mety tsy nisy mihitsy izany hoe fitondrana tetezamita tarihan’i Andry Rajoelina izany raha tsy nisy ny fikomian’ny miaramilan’ny CAPSAT teny Soanierana sy ny fijoroan’ireo manamboninahitra nahitana ny kolonely isany Ndriarijaona André sy Noel Rakotonandrasana ary ny komanda Charles Andrianasoavina, tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
FTT