• Alatsinainy 03 Janoary 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Misy ny tsirim-panantenana”

Na any am-ponjan’Ambatolampy any aza dia nahatsiaro manokana ny Malagasy mpiray tanindrazana i Fetison Rakoto Andrianirina tamin’izao tonon-taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Janoary 2011
Politique.Marc Ravalomanana “Andeha hiray hina sy hiasa miaraka !”

Tsy fotoanan’ny fifanomezan-tsiny intsony izao fa fotoanan’ny fandraisana andraikitra, hoy ny filoha Marc Ravalomanana raha niarahaba ny vahoaka Malagasy tratry ny Asaramanitra ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Janoary 2011
Politique.Rasamimaka Mahefalahy Manahy ny hipoahan’ny olana ara-tsosialy

Naneho ny heviny mikasika ny zava-nitranga teto amin’ny firenena nandritra iny taona 2010 nivalona iny, Atoa Rasamimaka Mahefalahy, ka aminy dia «be loatra ny miiba noho ny miabo nandritra iny 12 volan’ny taona lasa iny. Tratry ny olana koa tao anatin’izay ny mpanao politika, ka betsaka no nipatitaka vokatry ny krizy ara-politika».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Janoary 2011
Politique.Andry Rajoelina Manao terin-kiho am-pandriana

Gina ireo niandry fihetsika sy fanapahan-kevitra mivaingana hampisy fitoniana marina eto amin’ny tany sy ny firenena avy amin’i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita, nandritra ny kabary famaranan-taona sy firariantsoa nataony ny alin’ny 31 desambra 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Alain Mahavimbina Ho kandidam-panjakana …

Niova filamatra i Alain Mahavimbina, lehiben’ny Faritra Atsinanana tamin’ny fanaovana tatitry ny asa vitany sy ny ekipany tamin’ity taona 2010 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT