• Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Filohan’ny FAT Hody tanam-polo …

Anio antoandro, raha tsy misy ny fiovana, no fantatra fa hitodi-doha eto Madagasikara i Andry Rajoelina mianakavy rehefa avy nanao fizahantany sy nitondra ireo zanany niala voly nitety iny faritra Azia iny, nandritra ny andro vitsivitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Raharaha BANI Tsy mety raikitra ny fampifanatrehana

Amin’ny volana janoary sa amin’ny martsa ? Mipetraka ny fanontaniana ankehitriny momba ny fotoana hitsarana ny raharaha BANI. Raha araka ny fantatra mantsy dia mety ho ny 19 janoary ho avy izao no handeha ny fitsarana azy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Tiako i Madagasikara Lasa ny ESCOPOL misosoka ny UDR

Mitohy ny fihaonana saingy miova ny toerana. Taorian’ny nandraisan’ny Tiako i Madagasikara ny Escopol tao amin’ny foiben-toeran’ny antoko ao Bel’air ny talata hariva dia ny UDR Fanovana indray no tazana teny amin’ny Le Hitsy Ambohimanambola teny, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Magro Behoririka Faradoboka 2010

Hifarana anio alakamisy ny fifamotoanana etsy amin’ny kianjan’ny Magro ho an’ity taona 2010 ity. Hetsika lehibe no hanamarihana izany, araka ny fanazavana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Raharaha BANI Mitsikafona ny taratasy

«Ny manampahefana manome baiko no tompon’andraikitra eo amin’izay zava-mitranga”, araka ny fitsipi-pifehezan’ny foloalindahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2010
Politique.Praiministry ny marimaritra iraisana Mety amin’ny AKFM i Camille Vital

Araka ny nambaran’ny filoha nasionalin’ny AKFM, Jaozandry Philippe dia tsy mankasitraka velively ny fitsabatsabahan’ny vahiny amin’ny famahana ny krizy eto amintsika ny antoko AKFM satria firenena mahaleotena no sady manana ny fiandrianany i Madagasikara ka tsy mila baikon’iza n’iza izany mihitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT