- Talata 28 Desambra 2010
Politique.Fifidianana amin’ny 16 martsa “Tsy manaraka ny lôjika”, hoy Ralison Roger
Hita ho efa manomboka resy lahatra amin’ny tokony hampihemorana ny datin’ny 16 martsa hanaovana ny fifidianana solombavambahoaka ihany amin’izao fotoana ny fitondrana tetezamita noho ireo fanehoan-kevitra maro be mitaky izany.
Hamaky ny tohiny
