• Alarobia 05 Janoary 2011
Politique.Roland Ratsiraka Manoman-tena amin’ny fifidianana

Tsy dia andrenesam-peo firy nanomboka tamin’ny fetin’ny krismasy ka hatramin’izao fiandohan’ny taona izao Atoa Roland Ratsiraka, filohan’ny MTS (Malagasy Tonga Saina) sady filoha lefitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita rahateo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Fy ny MDM, tsy foy ny Arema

Hivory etsy amin’ny hotely kintana telo, Ibis Ankorondrano, ireo Comité Directeur Arema miaraka amin’ny Direction Collégiale Arema, manomboka rahampitso alarobia 05 janoary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Politique.Ralison Roger Mila atsangana haingana ny CNR

Tsy mivaona amin’ny foto-kevitra ijoroany amin’ny maha ao anatin’ny ankolafy Zafy Albert azy ny vondrona politika HPM (Hery Politika Mitambatra) ary mahita fa tsy maintsy atsangana ny Komitim-pirenena momba ny fampihavanan na CNR, araka ny nambaran’i Ralison Roger, mpikambana CST no sady HPM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Politique.Praiministry ny tetezamita Sady manda no manaiky i Tantely Andrianarivo

Tafaverina eto an-drenivohitra ny ahahady 02 janoary teo rehefa avy niala sasatra nandritra ny herinandro tany Anjajavy, nosikely paradisa ao amin’ny distrikan’Analalava, i Tantely Andrianarivo mianakavy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Politique.Fihaonana politika Dinika fa tsy seza

Niverina an-kianja tao Behoririka ny mpomba ny Ankolafy Telo omaly rehefa niato kely nandritra ny telo andro, nitsenana ny taona vaovao 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Janoary 2011
Politique.Famahana ny krizy Ho avy amin’ny herinandro ambony ny SADC

Amin’ny faran’ity herinandro ity na amin’ny fiandohan’io herinandro ambony io no mety ho avy eto amintsika indray ny iraky ny SADC hanohy ny asa fanelanelanany. Naato kely mantsy izany tao anatin’ny vanimpotoanan’ny fety teo anelanelan’ny krismasy sy ny faran’ny taona.

Hamaky ny tohiny
FTT