• Alarobia 05 Janoary 2011
Politique.Manakara Bye bey ireo be bla bla

Nangorom-potsy tao amin’ny “Place 8 Mars” ao Manakara Be ny tolakandron’ny alahady 02 janoary teo nandritra ny hetsika «Manakara Miara-Mifety».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Janoary 2011
Politique.Fifanantonana politika Herinandro hanova zavatra maro

Mitohy ny fifanantonana sy ny dinika eo amin’ny Tiako i Madagasikara (Ankolafy Ravalomanana) sy ny UDR-Fanovana hitadiavam-bahaolana hivoahana amin’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Janoary 2011
Politique.Alain Tehindrazanarivelo Hahazo 2 miliara dôlara isika raha …

Nanamafy ny Pr Tehindrazanarivelo Alain, mpikambana ao amin’ny CST sady mpitarika ny antoko Enina, fa vola be tsy latsaky ny 2 miliara dolara no mety ho azon’i Madagasikara raha toa ka tafantsangana ny tetezamita iaraha-mitantana ary tonga ny fankatoavan’ny sehatra iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Janoary 2011
Politique.Naivo Nantsoina Raholdina «Tsy olana aminay raha ahemotra ny fifidianana”

Ny fifidianana ihany no tena azo antoka fa hamaha ny krizy araka ny fahitan’i Naivo Nantsoina Raholdina, filohan’ny antoko FAFI (Fampandrosoana antoky ny Fiandrianam-pirenena) sady mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) azy, mazava mantsy amin’izay ny tena hevitry ny vahoaka ka hisafidianany izay olona hitany fa mahavita azy, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
FTT