Politique

Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra Miantso fiaraha-misalahy


  • Alatsinainy 03 Janoary 2011


“Andeha hiara-misalahy ho fampandrosoana an’i Vakinankaratra”, io indray no teny filamatra hoentin’ny faritra Vakinankaratra hiainana ity taona vaovao 2011 ity araka ny nambaran-dRazanakolona Paul nandritra ny fiarahabana ny vahoaka tratry ny taona vaovao. Nanamarika koa ity mpitondra ity fa be ny zava-bita na dia tsy niakina tamin’ireo mpamatsy vola aza i Madagasikara izay nolazainy fa mariky ny fiandrianam-pirenena izany. Raha hoan’i Vakinankaratra dia betsaka, hoy izy, ny zava-bita ary nampihaiky an’i Madagasikara ny vitan’i Vakinankaratra noho ny fampanjakana ny firaisankina sy ny fihavanana izay voiziny hatrany ka iantsoany ny fiaraha-mientan’ny tsirairay hatrany izany. Mbola hisy moa ny fanaovana tatitra ireo asa nivaingana rahetra tontosany mandritra ny lanonana fifampiarahabana ny Asaramanitra izay hataon’ny faritra aoriana kely ao. 

C.R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT