• Alakamisy 06 Janoary 2011
Politique.Ankolafy Ravalomanana Tsy manadino ny gadra politika

Nahatsiaro ireo gadra politika ny Ankolafy Ravalomanana noho ny fahatongavan’ny noely sy ny taom-baovao ka naneho firaisankina tamin’izy ireo tamin’ny alàlan’ny fampaherezana sy ny fanolorana fanomezana ho azy ireo ny 30 desambra 2010 sy ny 04 janoary 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Politique.Tarigetran’ny Repoblika Antsasaky ny ministera mbola nitazona ny teo aloha

Mbola “Tanindrazana, Fahafahana - Fandrosoana” no tarigetran’ny Repoblika misoratra amin’ny ankamaroan’ireo tranokalan’ny ministera anatin’izao Fahefana avon’ny tetezamita izao iray volana mahery aty aorian’ny nivoahan’ny voka-pifidianana ofisialy (?) ny fitsapan-kevi-bahoaka natao ny 17 novambra 2010 lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Politique.Raharaha BANI Nanaiky ny Cemgam

Araka ny loharanom-baovao dia nanaiky ny fiarahana tamin’ireo manamboninahitra ao amin’ny Komity Miaramila ho Fanavotam-pirenena na KMF teny amin’ny BANI mikasika ny fampihavanana izay atao eo anivon’ny Tafika ny Cemgam.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Politique.TGV-UDR-Fanovana Sahiran-tsaina ny amin-dRaharinaivo

Mikatso teo amin’ny fandrafetana ny firaketana an-tsoratra ny fihaonana omaly teny amin’ny Le Hintsy Ambohimanambola teo amin’ny Tiako I Madagasikara sy ny UDR-Fanovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Politique.Fanonganam-panjakana 2009 Nataon’ny Kly Charles vaky bantsilana

Ny marina tsy mba maty. Omaly no nilaza ampahahibemaso ny zava-nitranga tamin’ny taona 2009 ny lietna-kolonely Andrianasoavina Charles.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Janoary 2011
Politique.Manandafy Rakotonirina Ravalomanana no hampilamina ny tany

Tsy milamina ny tany raha tsy miverina i Marc Ravalomanana sy i Didier Ratsiraka, hoy Manandafy Rakotonirina.

Hamaky ny tohiny
FTT