• Zoma 07 Janoary 2011
Politique.Direction Collégiale Arema Misolelaka amin’i Pierrot Rajaonarivelo

Tsy mbola milamina ny raharaha tokatranon’ny antoko Arema. Niaiky izany ireo mpikambana ao amin’ny Direction Collégiale ahitana an-dry Ralaidovy Samuel sy Vaovao Benjamin.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Janoary 2011
Politique.Franck Ramarosaona Ny harin-karena 2007-2008 no niainana teto

«Mahazo manao izay tiany atao ny fanjakana ankehitriny fa tsy misy ny fifanarahana amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI)», hoy i Franck Ramarosaona anisan’ny mpandinika politika diso fantatra, zanaky ny Repoblika voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Janoary 2011
Politique.Fanonganam-panjakana 2009 Ireo tsara ho fantatra rehetra !

Dia mbola averina eto indray ilay hoe : ny lasa tsy fanadino, efa hatramin’ny volana febroary 2009 no niparitaka teto an-drenivohitra ny resaka ary nambaran’ilay onjampeo akaiky ny fitondrana tamin’izany fotoana fa manomana fanonganam-panjakana mihitsy ary manana mpanohana sy mpamatsy vola i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
FTT