- Alatsinainy 10 Janoary 2011
Politique.Antoko AREMA Hanaiky hitantana azy i Pierrot Rajaonarivelo ?
Manomboka misarika ny sain’ny mpanara-baovao indray amin’izao fotoana ny raharaha tokantranon’ny antoko Arema. Raha ny fizotry ny raharaha mantsy dia ahiana indray atsy ho atsy ny hivakisan’ity antoko anisan’ny goavana eto Madagasikara ity, noho ny fiadiana ho lohany amin’ny fitarihana azy.
Hamaky ny tohiny
