- Alarobia 12 Janoary 2011
Politique.Jeneraly Ravalomanana Nampanginina sa nangina ?
Tsikaritry ny maro mpanara-baovao amin’izao fotoana izao fa tsy hita an-gazety na miteny amin’ny haino aman-jery ny jeneraly Ravalomanana Richard tato ho ato. Nandritra ny fampisehoana teny Mahamasina nataon’ireo tarika vahiny nohafaran’ny filohan’ny FAT no nahitana azy farany, nipetraka teo anilan’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny
