- Talata 11 Janoary 2011
Politique.Fehin-kevitry ny Le Hintsy Any an-tanan-dRavalo sy Rajoelina ny P.V
Miandry ny fankatoavan’Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina ny fitanana an-tsoratry ny fivoriana nifanaovan’ny Ankolafy Ravalomanana tamin’ny alalan’ny Tiako I Madagasikara sy ny ankolafy Rajoelina nahitana ny TGV sy UDR-Fanovana teny amin’ny Le Hintsy Ambohimanambola hatramin’ny 21 desambra 2010 no ho mankaty ny tohin’ny raharaha.
Hamaky ny tohiny
