- Alakamisy 13 Janoary 2011
Politique.Toliara Mijoro “Rariny ny hitantanan’ny Pr Zafy Albert ny CNR”
Efa hatramin’ny taona 20O2 no nananganan’ny Profesora Zafy Albert ny CRN, izay nitakiany sy nitolomany ny hisian’ny fahamarinana sy fampihavanam-pirenena ary ny amnistia na famotsoran-keloka ho famoahana ny gadra politika rehetra, hoy ny Toliara Mijoro.
Hamaky ny tohiny
