• Talata 11 Janoary 2011
Politique.Marc Ravalomanana Mifono kajikajy politika ny fodiana an-tanindrazana

Mety hanara-dia ny amiraly Ratsiraka amin’ny fiverenana an-tanindrazana koa ve Atoa Marc Ravalomanana ? Efa drafitra mialoha nifampiresahana ve ny azy mirahalahy sa ahoana ? Inona no antony nampiparitaka ilay feo hoe : hampody azy eto Madagasikara ny fanjakana Afrikanina Tatsimo ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2011
Politique.Fifanantonana politika Misalovana ny CNOSC ny ESCOPOL

Mihemotra ho amin’ny fotoana manaraka ny fahatongavan’ny iraka manokan’ny SADC, tarihan’ny Dr Leonardo Simao, eto Madagasikara, hanohy ny asa fanelanelanana amin’ny famahana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Politique.Magro Behoririka Be fanantenana ny mpomba an-dRavalo

Nanao rodobe nameno kianja tao Behoririka ny mpiara-dia amin’ny Ankolafy Telo ny sabotsy 08 janoary teo, nanoina ny antso nataon’ny KMFB.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Politique.Dr Ratefinanahary Emile “Ho lasan’iny taona 2010 iny ny ratsy rehetra”

Manoloana ireo resaka mifamahofaho sy mampiteraka ady hevitra eto an-toerana dia nitondra ny fomba fijeriny sy ny fanazavany ny Dr Ratefinanahary Emile na i Vazaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Politique.Iraky ny SADC Handray ireo gadran’ny BANI

Higadona anio eto Madagasikara indray ny iraky ny SADC, tarihin’ny Dr Leonardo Simao, manao ny fanelanelanana hivoahana amin’ny krizy izay efa nitarazoka 21 volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2011
Politique.TIM –TGV- UDR-C Hamoaka fifanarahana lasitra

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia tonga tamin’ny fandrafetana ny fehin-kevitra lasitra heverina fa hivoahana amin’izao krizy izao ny Tiako i Madagasikara (Ankolafy Ravalomanana) sy ny URD-Fanovana miaraka amin’ny Tanora Malagasy Vonona (TGV).

Hamaky ny tohiny
FTT