- Alakamisy 13 Janoary 2011
Politique.Faritra Vakinankaratra Hanao pi-maso amin’ireo sefom-pokontany
Hiavaka ny hetsika hataon’ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra, Razanakolona Paul, amin’ity taona vao miandoha ity satria dia hitety Distrika ny tenany amin’izao Asaramanitra izao hiarahaba ireo sefom-pokontany any lavitra any.
Hamaky ny tohiny
