- Zoma 21 Janoary 2011
Politique.Magro Behoririka Ny fialan-dRajoelina no vahaolana amin’ny krizy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tazana tetsy amin’ny Colbert Antaninarenina i Mangalaza Eugène omaly alakamisy 20 janoary, tolakandro.
Hamaky ny tohinyNesorina tao amin’ny kartie 4 nisy azy hatramin’izay, niaraka tamin-dry jeneraly Noël Rakotonandrasana ary nafindra any amin’ny kartie 3 indray ny lietnà-kolonely Andrianasoavina Charles.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy navelan’ny taona tsy hivoaka ny marina, hoy i Marc Ravalomanana omaly raha nanao valandresaka an-telefaonina tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny foiben-toeran’ny Ankolafy Ravalomanana ao Bel’Air ny tenany.
Hamaky ny tohinyNivadika ho resaka politika tampoka teo ilay tsy fahafalian’ireo mpitondra posy bisikileta noho ny fanadiovana ny fifamoivoizana ataon’ny Kaominin’i Toamasina.
Hamaky ny tohiny