• Alatsinainy 24 Janoary 2011
Politique.Marc Ravalomanana tao Toamasina «Efa ho avy ny fotoana hihaonantsika»

Ny sabotsy 22 janoary teo no nanao ny Fetiben’ny fifankatiavana, nifampiarahaba noho ny taona vaovao, ny Tiako I Madagasikara niaraka tamin’ny ankolafy Ravalomanana sampana Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Janoary 2011
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime Handray asa amin’ny maha Ben’ny tanàna azy anio

Nivoaka ny fonja ny sabotsy teo Ralaiseheno Guy Maxime, Ben’ny tanànan’Ankaraobato distrikan’Antananarivo Atsimondrano sady filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny tanàna manerana ny Nosy (AMM) rehefa namita ny saziny roa volana teny Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Janoary 2011
Politique.Ravalomanana Nampidirina garazy

Niova nanomboka ny zoma lasa teo ny Komandin’ny Emmo-Reg ho an’ny faritra Analamanga ka dia nisolo toerana ny jeneraly Ravalomanana Richard ny kolonely Andriamitovy Andriantsarafara Rakotondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Janoary 2011
Politique.Mpanao politika Malagasy Misy mivavaka amin’i Simao

Mahatsikaiky ihany indraindray ny mpanao politika Malagasy fa dia misy be fanantenana loatra sy tsy mahalala ny tena marina akory amin’ny fanaovana politka angamba.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Janoary 2011
Politique.Mpitolona Ankolafy Ravalomanana Manao antso avo hamoahana ireo gadra politika

«Latsaka an-katerena lalina ny firenena ankehitriny», hoy ny Mpitolona vehivavy renim-pianakaviana, tanora, olon-tsotra, fikambanana sy vondron’olona mijoro ao anatin’ny Ankolafy Ravalomanana, «ka mila ny fandraisana andraikitra sy ny fitiavan-tanindrazana avy amin’ny tsirairay avy».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Janoary 2011
Politique.Jeneraly Rakotonandrasana Noël Nanao ampamoaka avy eny Tsiafahy

Nisy indray ny ampamoaka avy any amin’ny fonjan’i Tsiafahy. Nivoaka tsimoramora tao amin’ity fonjabe ity ilay antontan-taratasy ary nampitaina tamin’ny havana akaiky ireo manamboninahitra voatazona eny noho ny raharaha BANI.

Hamaky ny tohiny
FTT