Politique

Magro Behoririka Ny fialan-dRajoelina no vahaolana amin’ny krizy


  • Zoma 21 Janoary 2011


Tsy nahasakana ny hetsiky ny Ankolafy Telo tao amin’ny Magro Behoririka ny fitrahotrahon’ny orana omaly. Samy namatrapatratra ny mpandray fitenenena. Nisongadina ny teny nambaran’Atoa Dauphin nilaza fa : “Rajoelina no krizy eto Madagasikara ka raha te hiala krizy isika dia tsy misy afa tsy ny fialan-dRajoelina ihany no vahaolana”. “Very vilany aza mampigadra”, hoy izy, “mainka fa fanongam-panjakana ? Azo atao ary mila atao ny fampihavanana kanefa mialoha ny rehetra mila miala Rajoelina”, hoy izy. “Na niteny aza ny HCC hoe izy io, ny feon’ny fieritreretana tsy manaiky FAT izany mihitsy”, hoy Atoa Sylvain, solontena avy any Ambanja.

“Mila hazavaina amin’ny olona rehetra fa mila ny «3 Mouvances» i Madagasikara», hoy Rtoa Fleurette nandimby fitenenana. Notovonan’Atoa Joachim solontenan’i Mahajanga izany ka nilazany fa : “tsy manan-kevitra ny ankamaroan’ny mpanao politika malagasy fa seza no mibaiko azy ireo ary betsaka no te hiverin-dalana”.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT