- Zoma 21 Janoary 2011
Politique.Administratera sivily Mitady seza ihany koa ?
Nampaneno lakolosy ho an’ny mpitondra fanjakana tamin’ity herinandro ity ny sendikan’ireo administratera sivily nilaza fa ao anatin’ny fanavaozana sy fanatsarana ny fomba fiasa isika amin’izao fotoana, ka tokony hatao manara-penitra amin’izay ny zava-drehetra, indrindra fa momba ny fitantanan-draharaham-panjakana.
Hamaky ny tohiny
