• Alakamisy 20 Janoary 2011
Politique.Magro Behoririka Ny seza no mila ny Ankolafy 3

«Misy farany ny zavatra rehetra», hoy Rtoa Violette mpandahateny voalohany tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia, izay nilaza fa tsy mankasitraka ny fiaraha-miasa amin’ny mpanongam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Janoary 2011
Politique.Taorian’ny ampamoakan’ny Kly Charles Nitory ny filoha Ravalomanana

Nihazakazaka ny fivoaran’ny raharaha eto amin’ny firenena, indrindra taorian’ny ampamoaka mikasika ny raharaha 2009 nataon’ny lietnà-kolonely Andrianasoavina Charles, ny alarobia 05 janoary 2011, ka nilazany fa in-droa nanao fanonganam-panjakana izy sy i Andry Rajoelina ary nisy vola be tsy hita noanoa niparitaka tao anatin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Janoary 2011
Politique.MMM (Malagasy Mivondrona Mitolona) Mandrisika ny mpanao gazety handroso tolo-dalàna

Antoko politika niorina tany amin’ny taona 1990 ny MMM na Malagasy Mivondrona Mitolona tarihan-dRandriambaomahova Max Halvarie. Feno 21 taona katroka amin’ity taona 2011 ity ny antoko.

Hamaky ny tohiny
FTT