- Alakamisy 31 Martsa 2016
Loisirs.Raharaha Kolonely Lylison Sahiran-tsaina ny zandarimariam-pirenena
Manoloana ny fitakian’ny loholona Lylison René de Rolland Urbain, ny amin’ny hanamboarana ny fiarany izay vaky fitaratra nipoahan’ny
Hamaky ny tohinyManoloana ny fitakian’ny loholona Lylison René de Rolland Urbain, ny amin’ny hanamboarana ny fiarany izay vaky fitaratra nipoahan’ny
Hamaky ny tohinyHiara-kihira i Fara Johns sy Arian manomboka izao, mpanankato samy tsy zoviana amintsika intsony. Nisantarany izany ny famoahana hira vaovao izay nampahafantariny ny mpanao gazety omaly.
Hamaky ny tohinyHiova filamatra kely ny tarika Rheg mpanao rock amin’ny famaranana ny fankalazana ny faha-15 taona niorenany. Tsy ho eny amin’ny sehatra mahazatra eny Antsahamanitra no hanatanterahany izany ny 8 novambra tolakandro izao fa ho etsy amin’ny trano fanaovam-pety CCESCA Antanimena.
Hamaky ny tohinyNitambatra ho iray i Willy sy Nina’s. Nifanaiky teo anatrehan’Andriamanitra ireo mpanakanto mpihira ireto omaly, andro iray tena mamy nanatanterahan’ny tsirairay ny nofiny hatramin’ny ela.
Hamaky ny tohinyAnjaran’ny renivohitr’i Boeny indray no nanohizan’i Francis Turbo ny fanlakazana ny faha-25 taona niakarany an-tsehatra.
Hamaky ny tohinyMbola tena mampidelira an’ireo mpankafy ny kanto malagasy mihitsy ny seho an-tsehatra nasehon-dry Lôlô sy ny tariny sy ry Mahaleo tamin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohiny