• Alakamisy 08 Novambra 2018
Loisirs.Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Raha ny vokatra vonjimaika manerana an’i Madagasikara halina no jerena dia mitarika ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana, vokatra izay tsara ho marihana fa vokatra mbola tsy feno ary tsy ofisialy fa fanambarana ireo voka-pifidianana avy amin’ny faritra 22.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Loisirs.Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Raha ny vokatra vonjimaika manerana an’i Madagasikara halina no jerena dia mitarika ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana, vokatra izay tsara ho marihana fa vokatra mbola tsy feno ary tsy ofisialy fa fanambarana ireo voka-pifidianana avy amin’ny faritra 22.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Loisirs.Voka-pifidianana Voarara ny famoahana ny fironana ankapobeny

Tsy tokony hisy kandida mamoaka voka-pifidianana sy hanao fanambarana ny fandreseny, hoy ny Filohan'ny HCC, Jean Eric Rakotoarisoa amin’izao fiandrasana ny valim-pifidianana izao; tena iangaviana mba tsy hanao izany izy ireo, hoy izy. Tsy azo atao ihany koa ny mamoaka ny fironana na ny “tendance” fa dia miandry ny vokatra avy amin’ny CENI ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Loisirs.Mpanara-mason’ny Vondrona Eoropeanina Manantena filaminana eo am-piandrasana ny voka-pifidianana

Tsikaritra nandritra ny androm-pifidianana omaly ireo teratany vahiny manara-maso ny fizotry ny fifidianana. Mijery akaiky ny fikarakarana sy ny fizotran`ny fifidianana izy ireo toy ny iraisam-pirenena, ny vondrona eoropeanina, vondrona afrikanina, vondron’ireo tany mampiasa ny teny frantsay (OIF), ny SADC, …

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Novambra 2018
Loisirs.Marc Ravalomanana Hamerina ny Hasin'ny Malagasy

Tany amin’iny lalam-pirenena voalohany iny no nanaovany fampielezan-kevitra nihaonana tamin’ny vahoaka an-tapitrisany ny 31 oktobra teo dia tao Miarinarivo, Soavinandriana, Ambohimandry, Manazary, Imerintsiatosika, Ampitatafika,…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Loisirs.Imbiky Herilaza “Manahy aho fa tsy hoeken`ny rehetra ny voka-pifidianana”

Fototry ny olana amin`ity fifidianana 2018 ity ny lisi-pifidianana. Mazava ny voalaza ao anatin`ny and.

Hamaky ny tohiny
FTT