- Alakamisy 28 Mey 2015
Loisirs.Tranombokim-pirenena Anosy Karazam-boninkazo an-jatony no hampirantiana ao an-toerana
Karazam-boninkazo an-jatony no hamidy sy hampirantiana etsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyKarazam-boninkazo an-jatony no hamidy sy hampirantiana etsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyNampahafantatra ny mpanao gazety ny fandaharam-potoanany mandritra ny volana Jona ho avy io ny Alliance Française omaly, ho fanomezana fahafaham-po ny rehetra.
Hamaky ny tohinyHametraka ny toerany amin’ny mahatarika azy amin’izay Ny Randrantelo. Ny zoma 29 mey hariva ho avy izao no hanehoany izany izay sady ivon’ny fankalazana.
Hamaky ny tohinyMisy mpanatontosa sarimihetsika malagasy nahazo fanasana tany amin’ny « Festival de Cannes » hisafidianana ny mpilalao, mpanao ary mpamokatra sarimihetsika tsara indrindra eran-tany dia i Haminiaina Rakotoarivony, 38 taona. « Madame le pasteur » no lohatenin’ny sarimihetsika voalohany novokariny niaraka tamin’ny « France Télévision » tamin’ny taona 2005.
Hamaky ny tohinyNodimandry tampoka omaly maraina i Ketaka Razafimisa anisan’ireo mpanatontosa sarimihetsika Malagasy vao misandratra.
Hamaky ny tohinyFahombiazana tanteraka ny seho tokana nataon’i D’Gary tao amin’ny foibe ara-kolontsaina Franco-Malagasy Antsirabe ny zoma 17 aprily 2015 lasa teo. Hipoka tanteraka ny efitrano filanonana, izay nifanohitra tamin’ny seho ny taona 2000.
Hamaky ny tohiny