• Sabotsy 22 Aogositra 2015
Loisirs.MISS MADAGASCAR EN FRANCE 2016 Hifanentanana izay tovovavy tsara tarehy indrindra

Raikitra fa ho afaka handray anjara amin’ny Miss Madagascar en France ny tovovavy malagasy manomboka amin’ity taona ity, hetsika voalohany nokarakarain’ny S’Angel Agency sy ny la sobika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aogositra 2015
Loisirs.« Salon de la mode et de la beauté » Mampisongadina ny lamaody sy endrika amam-bika

Nosokafana tamim-pomba ofisialy tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina etsy Mahamasina haharitra telo andro, ilay hetsika Salon de la mode et de la beauté, karakarain’ny El Cure Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Loisirs.TAPATAPANY: Tontolon’ny dihy

Hanatanteraka fampisehoana dihy in-droa miantoana eto Madagasikara ny Conseil Indépendant de Madagascar (CDI) amin’ity volana aogositra ity eny amin’ny CCI Ivato sy ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Aogositra 2015
Loisirs.Dihy ara-panatanjahantena Hanao seho roa eto ny D’Pendance, kalazan’ny “Danse avec les Stars”

Hanao fampisehoana dihy goavana in-droa miantaona eto Antananarivo ny D’Pendanse izay ahitana ireo mpampianatra dihy matihanina kalaza ao amin’ilay fandaharana “Danse avec les Stars” izay alefan’ny fahitalavitra frantsay TF1 efa nanomboka ny taona 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Loisirs.BODO Hafana ny fiarahana aminy ny alahady izao

Hafana ny fiarahana amin’i Bodo amin’ny alahady 31 mey ho avy izao izay sady fetin’ny Reny etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2015
Loisirs.CARNAVAL DE MADAGASCAR Hotanterahina manomboka ny 19 Jona

Hotanterahina eto amintsika ny 19 ka hatramin’ny 21 jona ho avy izao ny « Carnaval de Madagascar » andiany voalohany, karakarain’ny ORTANA sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT