• Sabotsy 23 Jona 2018
Loisirs.Tolon’ny 13 mey “Tsy maintsy ravaina ny rafitra HVM”

Fotoan-dehibe ary hiavaka ny eny an-kianjan’ny 13 mey ho an’ny andron’ny anio, araka ny fanampanantenana nataon’ny depioten’ny fanovana teny an-kianja omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Loisirs.Antenimieram-pirenena Tsy sahy nanala ireo depiote 73

Ao anatin`ny fivoriana ara-potoana tanteraka izao ny etsy amin`ny lapan`i Tsimbazaza. Banga avokoa ireo seza eny an-dapa kanefa maro ny raharaha tsy maintsy dinihana sady misy fanapahan-kevitra tokony horaisina. Ny depiote sasany moa mitokona dia ny hafa indray tezitra sy midongy fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Loisirs.TARIKA AMBONDRONA Etsy Andavamamba no fotoana

Hifampitaona amin’ny mpankafy azy etsy amin’ny AFT Andavamamba indray amin’ny alahady 3 septambra ho avy izao ny tarika Ambondrona ao anatin’ny fankalazana ny faha-70 taona niorenan’ny Alliance Française.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Mey 2017
Loisirs.G5 Ho fantatra anio izay handrafitra ny tarika

Tarika iray vao novolavolaina nanomboka ny fiandohanny volana aprily lasa teo ny G5. Fahitalavitra tsy miankina iray eto an-drenivohitra no tompon-kevitra hahafahana manangana tarika malaza hanana ny maha izy azy sady hiezaka sy hankafy ny fikarohana ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2017
Loisirs.DVD sy VCD Adisanina FANdio Hivoaka ny talata 31 janoary

Hivoaka ny talata 31 janoary ho avy izao manerana ny Nosy indray ny DVD sy VCD Adisanina FANdio, novokarinny SCOOP digital.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Loisirs.Fiainam-pirenena Hanjakanny herinny maizina

Farafahakeliny, in-telo niverina tetsy aminny Live Hotel Andavamamba, omaly, nandritry ny fihaonana niarahanny avy eo anivonilay hetsika politika Antso ho anny fanavotam-pirenena (AFP) taminny mpanao gazety ny teny hoe miharihary ny fanjakanny maizina eto aminny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT