• Alakamisy 04 Martsa 2010
Loisirs.Tarika Kiaka Manome fotoana ny mpankafy ny alatsinain’ny Paska

Amin’ny alatsinain’ny Paska, araka ny vaovao voaray no hanolotra fampisehoana miavaka ny tarika «Kiaka» ka etsy amin’ny farihy masay no hanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2010
Loisirs.Le Pharaon Ambohidahy Ambohi-pihaonan’ireo mpanakanto

Alina miavaka no hita ny alarobia alina lasa teo tao amin’ny Le Pharaon Ambohidahy. Ireo artista malaza tahaka an’i Tafita, Elie Cynthia, Bakidy Gegette, Dah Mama, Njakatiana, Ndondolah sy ny maro hafa tsy voatanisa no hita teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT