• Zoma 16 Aprily 2010
Loisirs.Mpianatra eny amin’ny oniversiten’Ankatso Nanolo-tena maimaimpoana hiara-hiasa amin’ny CCAC

Hetsika goavana indrindra eo amin’ny sehatry ny sarimihetsika malagasy ilay “rencontre national du film court” andiany fahadimy tontosaina etsy amin’ny CCAC Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Aprily 2010
Loisirs.«Rencontres nationales du film court» Hisy ny fanofanana momba ny famokarana sy fanoratana horonantsary

Raikitra indray ny «Rencontres nationales du film court». Sivy andro no faharetan’ny hetsika amin’ity andiany faha-5 ity izay misokatra amin’ny fomba ofisialy ny zoma 9 aprily izao ary hifarana ny faha-17-n’ny volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Aprily 2010
Loisirs.Challenge National U22 Fantatra ireo hiatrika ny dingan’ny famaranana

Fantatra ny faran’ny herinandro teo ireo ekipa 15 tafita hiatrika ny dingan’ny famaranan’ilay “challenge national U22” karakarain’ny federasiona (Fmbb).

Hamaky ny tohiny
FTT