- Alatsinainy 15 Martsa 2010
Loisirs.Cabaret niaraka tamin’i Jerry Marcos Olona manodidina ny 750 isa no teny an-toerana
Henika olona tanteraka ny fampisehoana natolotr’i Jerry Marcos ny Zoma lasa teo teny amin’ny Pharaon Ambohidahy.
Hamaky ny tohinyHenika olona tanteraka ny fampisehoana natolotr’i Jerry Marcos ny Zoma lasa teo teny amin’ny Pharaon Ambohidahy.
Hamaky ny tohinyMiavaka amin’ny feony manga sy ny fahamatorany Ranaivoson Bakonirina, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe « Bako ».
Hamaky ny tohinyAndro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny valo martsa. Raha ny tantarany manokana kosa dia taorian’ireo fihetsiketsehana maro nataon’ireo vehivavy tany Eoropa sy Etazonia ny voalohandohan’ny taonjato faha roapolo no nipoirany.
Hamaky ny tohinyMisaona ny tontolon’ny zavakanto Malagasy. Nodimandry teo amin’ny faha-62 taonany, tao an-tranony teny Andranonahoatra Itaosy ny alin’ny sabotsy 06 martsa teo, i Fanovona Jean Gabin fantatry ny maro amin’ny anarana maha mpanakanto hoe : Vaovy sy ny feo beso migobona.
Hamaky ny tohinyEo am-panatontosana fitetezam-paritra i Njakatiana amin’izao fotoana ka anisan’ny fampisehoana tafiditra ao anatin’izany ilay hotanterahina eny amin’ny «Club Nautique» Ivato mandritra ny alatsinain’ny Paska.
Hamaky ny tohinyMiala any ny andiany faha-7 amin’ilay tantara mitohy mahatsikaiky Malokila nampitondraina ny lohateny “Malokila7”.
Hamaky ny tohiny